Psalms 68:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho avy ny tremalahin’i Ejipta; I Kosy dia halaky hananty tanana amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rahòny ny biby any anaty bararata ny andian’ombilahy aman-janak’ombin’ny vahoaka, mba hiankohoka mitondra anja-bolafotsy, aparitaho ireo firenena tia ady!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rahòny i Ejipta, ilay biby anaty bararata; rahòny ilay andian’ombilahy, dia ireo mpifehy vahoaka: aoka ireo hikoy hitondra volafotsy ho Anao; ataovy mihahaka kosa ireo vahoaka liana ady.
Malagasy Bible 1865
Ho avy ny tremalahin'i Egypta; Etiopia halaky hananty tanana amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho avy ny tremalahin’i Ejipta; I Kosy dia halaky hananty tanana amin’Andriamanitra.
malagasy
Ho avy ny tremalahin'i Egypta; Etiopia halaky hananty tanana amin'Andriamanitra.