Psalms 68:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo fanjakana ambonin’ny tany, mihirà ho an’Andriamanitra, mankalazà ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho tonga avy any Ejipta ny tremalahy, aoka hidodododo hanandra-tanana amin’Andriamanitra i Etiôpia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho avy aminao ny andriandahin’i Ejipta; hananty tanana aminao ny Etiôpianina.
Malagasy Bible 1865
Ry fanjakana ambonin'ny tany, mihirà ho an'Andriamanitra; mankalazà ny Tompo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo fanjakana ambonin’ny tany, mihirà ho an’Andriamanitra, mankalazà ny Tompo.
malagasy
Ry fanjakana ambonin'ny tany, mihirà ho an'Andriamanitra; mankalazà ny Tompo,