Psalms 68:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay mitaingina ny lanitry ny lanitra izay hatry ny fahagola, indro, mamoaka ny feony Izy, dia feo mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihirà ho an’Andriamanitra ianareo, fanjakana eto an-tany, mankalazà ny Tompo ianareo! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo fanjakana eto an-tany, mihirà ho fanajana an’Andriamanitra; miredòna salamo ho an’ny Tompo, Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Ilay mitaingina ny lanitry ny lanitra izay hatry ny fahagola; Indro, mamoaka ny feony Izy, dia feo mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay mitaingina ny lanitry ny lanitra izay hatry ny fahagola, indro, mamoaka ny feony Izy, dia feo mahery.
malagasy
Ilay mitaingina ny lanitry ny lanitra izay hatry ny fahagola; Indro, mamoaka ny feony Izy, dia feo mahery.