Psalms 68:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ekeo ho an’Andriamanitra ny hery; ambonin’ny Israely ny voninahiny ary ny heriny dia eny amin’ny rahona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihirà ho an’ilay lanjaina ao ambonin’ny lanitra, ny lanitra fahagola. Indro Izy, mampandre ny feony, feo mahery!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay toa mitaingina kalesy eo an-tampon’ny lanitra fahagola. Injao Izy mamoaka ny feony, dia feo midoboka mahery.
Malagasy Bible 1865
Ekeo ho an'Andriamanitra ny hery; ambonin'ny Isiraely ny voninahiny, ary ny heriny any amin'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ekeo ho an’Andriamanitra ny hery; ambonin’ny Israely ny voninahiny ary ny heriny dia eny amin’ny rahona.
malagasy
Ekeo ho an'Andriamanitra ny hery; ambonin'ny Isiraely ny voninahiny, ary ny heriny any amin'ny lanitra.Mahatahotra Hianao, Andriamanitra ô, ao amin'ny fitoeranao masina; Andriamanitry ny Isiraely no manome hery sy tanjaka ho an'ny olona. Isaorana anie Andriamanitra.