Psalms 68:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatahotra Ianao, Andriamanitra ô, ao amin’ny fitoeranao masina; Andriamanitry ny Israely no manome hery sy tanjaka ho an’ny firenena. Isaorana anie Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maneke ny fahefan’Andriamanitra! Ny fiandrianany ao amin’i Israely, ny fahefany eny amin’ny rahona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ekeo fa an’Andriamanitra ny hery: mifehy an’i Israely ny fiandrianany ary miery ao anaty rahona ny heriny.
Malagasy Bible 1865
Mahatahotra Hianao, Andriamanitra ô, ao amin'ny fitoeranao masina; Andriamanitry ny Isiraely no manome hery sy tanjaka ho an'ny olona. Isaorana anie Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatahotra Ianao, Andriamanitra ô, ao amin’ny fitoeranao masina; Andriamanitry ny Israely no manome hery sy tanjaka ho an’ny firenena. Isaorana anie Andriamanitra.
malagasy
Mahatahotra Hianao, Andriamanitra ô, ao amin'ny fitoeranao masina; Andriamanitry ny Isiraely no manome hery sy tanjaka ho an'ny olona. Isaorana anie Andriamanitra.