Psalms 68:36 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahatahotra Ianao, ry Andriamanitra, eo amin’ny fitoeranao masina! Manome hery amam-pahefana ny vahoakany, ny Andriamanitr’i Israely. Hisaorana anie Andriamanitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampitolagaga tokoa Andriamanitra miseho avy ao amin’ilay Toeramasiny. Izy no Andriamanitr’i Israely, manome hery sy tanjaka ny vahoakany. Hisaorana anie Andriamanitra!