Psalms 68:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihirà ho an’Andriamanitra, mankalazà ny anarany! Manamboara lalana ho an’Izay mitaingina ny kalesiny mamakivaky ny tany efitra! NY TOMPO no anarany. Miravoravoa eo anatrehany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny marina kosa aoka hifaly sy hiravoravo eo anatrehan’Andriamanitra, aoka hientan-kafaliana izy ireo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olo-marina kosa anie hifaly sy hiravo ary dia hibita-kafaliana eo anoloany!
Malagasy Bible 1865
Mihirà ho an'Andriamanitra, mankalazà ny anarany; manamboara lalana ho an'izay mitaingina mamaky ny efitra Jehovah no anarany ary mifalia eo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihirà ho an’Andriamanitra, mankalazà ny anarany! Manamboara lalana ho an’Izay mitaingina ny kalesiny mamakivaky ny tany efitra! NY TOMPO no anarany. Miravoravoa eo anatrehany!
malagasy
Mihirà ho an'Andriamanitra, mankalazà ny anarany; manamboara lalana ho an'izay mitaingina mamaky ny efitra Jehovah no anarany ary mifalia eo anatrehany.