Psalms 68:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra mampitoetra an-trano izay manirery, mamoaka ny mpifatotra ho amin’ny fanambinana Izy; fa ny maditra irery no hitoetra amin’ny tany karankaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rain’ny kamboty, mpitsara ny mpitondratena Izy, Andriamanitra eo amin’ny fonenany masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ao an- Toeramasiny no ilay Ray miahy ny kamboty sy manome rariny ny mpitondratena.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra mampitoetra an-trano izay irery tena; mamoaka ny mpifatotra ho amin'ny fanambinana Izy; fa ny maditra hitoetra amin'ny tany karankaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra mampitoetra an-trano izay manirery, mamoaka ny mpifatotra ho amin’ny fanambinana Izy; fa ny maditra irery no hitoetra amin’ny tany karankaina.
malagasy
Andriamanitra mampitoetra an-trano izay irery tena; mamoaka ny mpifatotra ho amin'ny fanambinana Izy; fa ny maditra hitoetra amin'ny tany karankaina.