Psalms 68:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, fony Ianao nandeha teo alohan’ny olonao ka namakivaky ny tany efitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo nilaozana, dia omen’Andriamanitra trano; manafaka ny voababo sy mamerina azy eo amin’ny fiadanana Izy ny mpiodina ihany no tavela eo amin’ny efitra mahamay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny manirery omeny ankohonana, ny voagadra avoakany ho afaka. Ny mpikomy ihany no hitoetra any amin’ny tany karankaina.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra ô, raha nandeha teo alohan'ny olonao Hianao ka namaky ny efitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, fony Ianao nandeha teo alohan’ny olonao ka namakivaky ny tany efitra
malagasy
Andriamanitra ô, raha nandeha teo alohan'ny olonao Hianao ka namaky ny efitra,