Psalms 68:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nihorohoro ny tany ary nitaitaika ny lanitra tamin’ny fanatrehan’Andriamanitra, dia irỳ Sinay irỳ izany, tamin’ny fanatrehan’Andriamanitra, Andriamanitry ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, raha nandeha teo alohan’ny vahoakanao Ianao, ka nandroso teo amin’ny efitra. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, fony Ianao niainga mba hialoha ny vahoakanao ka namakivaky izany taniefitra, Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Dia nihorohoro ny tany, ary nitaitaika ny lanitra, tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra, na iry Sinay iry aza tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra, Andriamanitry ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nihorohoro ny tany ary nitaitaika ny lanitra tamin’ny fanatrehan’Andriamanitra, dia irỳ Sinay irỳ izany, tamin’ny fanatrehan’Andriamanitra, Andriamanitry ny Israely.
malagasy
Dia nihorohoro ny tany, ary nitaitaika ny lanitra, tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra, na iry Sinay iry aza tamin'ny fanatrehan'Andriamanitra, Andriamanitry ny Isiraely.