Psalms 69:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjeo aho, Andriamanitra ô, fa efa mihatra amin’ny aiko ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny lisy. Nataon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny gitara. Salamo nataon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Al-shoshanim. Nataon'i Davida. Vonjeo aho, Andriamanitra ô; fa efa mihatra amin'ny aiko ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjeo aho, Andriamanitra ô, fa efa mihatra amin’ny aiko ny rano.
malagasy
[Fitarainan'izay nenjehina sy nampahorina noho ny amin'Andriamanitra] Ho an'ny mpiventy hira. Al-shoshanim. Nataon'i Davida. Vonjeo aho, Andriamanitra ô; fa efa mihatra amin'ny aiko ny rano.