Psalms 69:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitomany sady nifady hanina aho, dia natao latsa ho ahy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny zotom-po amin’ny tranonao mandritra aina ahy; ary ny fanaratsian’ireo manevateva Anao, mianjera amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitiavako an’ilay tranonao dia mandoro ahy toy ny afo. Ny latsa natao hihatra aminao no mifotitra atỳ amiko.
Malagasy Bible 1865
Nitomany sady nifady hanina aho, dia natao latsa ho ahy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitomany sady nifady hanina aho, dia natao latsa ho ahy izany.
malagasy
Nitomany sady nifady hanina aho, dia natao latsa ho ahy izany.