Psalms 69:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Akanjo fisaonana no nataoko fitafiako, dia efa ambentinteny tamin’ireny aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitomany sy mifady hanina aho, ka tonga fandàtsan’ny olona, noho izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mietry tena sady mifady hanina aho, kanefa dia andatsana ahy izany.
Malagasy Bible 1865
Lamba fisaonana no nataoko fitafiako, dia efa ambentin-teny tamin'ireny aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Akanjo fisaonana no nataoko fitafiako, dia efa ambentinteny tamin’ireny aho.
malagasy
Lamba fisaonana no nataoko fitafiako, dia efa ambentin-teny tamin'ireny aho.