Psalms 69:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miresaka ahy izay mipetraka eo am-bavahady ary ataon’ny mpisotro toaka an-kira aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lamba malailay no ataoko fitafy, dia zary fanarabin’izy ireo aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fitafiam-pisaonana no nanaovako, dia tonga fanarabin’ny olona aho
Malagasy Bible 1865
Miresaka ahy izay mipetraka eo am-bavahady; ary ataon'ny mpisotro toaka an-kira aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miresaka ahy izay mipetraka eo am-bavahady ary ataon’ny mpisotro toaka an-kira aho.
malagasy
Miresaka ahy izay mipetraka eo am-bavahady; ary ataon'ny mpisotro toaka an-kira aho.