Psalms 69:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho dia hivavaka Aminao amin’ny andro fankasitrahana, TOMPO ô, dia Aminao, Andriamanitra ô, noho ny haben’ny famindramponao! Valio aho araka ny hamarinan’ny famonjenao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mipetraka eo am-bavahady, miresaka ahy; ary ny mpisotro fisotro mahery, manao an-kira ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy fitafan’ny mpitorovoka eo am-bavahady ary koa fikalon’ny mpidoroka.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho hivavaka aminao amin'ny andro fankasitrahana, Jehovah ô, dia aminao, Andriamanitra ô noho ny haben'ny famindram-ponao; valio aho araka ny hamarinan'ny famonjenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho dia hivavaka Aminao amin’ny andro fankasitrahana, TOMPO ô, dia Aminao, Andriamanitra ô, noho ny haben’ny famindramponao! Valio aho araka ny hamarinan’ny famonjenao!
malagasy