Psalms 69:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afaho amin’ny fotaka aho ka aza avela hilentika! Vonjeo amin’izay mankahala ahy sy amin’ny rano lalina aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho kosa, ry Iaveh, mivavaka aminao, ka amin’ny andro mety, ry Andriamanitra, noho ny hatsaram-ponao lehibe, ekeo ny fangatahako araka ny hamarinan’ny famonjenao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa mivavaka aminao, TOMPO ô, satria fotoam-panambinanao izao; Andriamanitra ô, be fitiavana Ianao, ka valio aho fa azo antoka ny famonjenao.
Malagasy Bible 1865
Afaho amin'ny fotaka aho, ka aza avela hilentika; vonjeo aho amin'izay mankahala ahy sy amin'ny rano lalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afaho amin’ny fotaka aho ka aza avela hilentika! Vonjeo amin’izay mankahala ahy sy amin’ny rano lalina aho!
malagasy
Afaho amin'ny fotaka aho, ka aza avela hilentika; vonjeo aho amin'izay mankahala ahy sy amin'ny rano lalina.