Psalms 69:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza avela hanafotra ahy ny rano mandriaka, na hitelina ahy ny lalina, ary aza avela hikatom-bava amiko ny lavaka fantsakana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Esory amin’ny fotaka aho, ka tsy ho tafalentika ao intsony; aoka ho afaka amin’ny fahavaloko sy amin’ny rano lalina aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afaho aho mba tsy ho difotry ny fotaka na hindaosin’ny tafio-drivotra sy ny rano lalina;
Malagasy Bible 1865
Aza avela hanafotra ahy ny rano mandriaka, na hitelina ahy ny lalina; ary aza avela hikatom-bava amiko ny lavaka fantsakana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza avela hanafotra ahy ny rano mandriaka, na hitelina ahy ny lalina, ary aza avela hikatom-bava amiko ny lavaka fantsakana!
malagasy
Aza avela hanafotra ahy ny rano mandriaka, na hitelina ahy ny lalina; ary aza avela hikatom-bava amiko ny lavaka fantsakana.