Psalms 69:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Valio aho, TOMPO ô, fa tsara ny famindramponao; todiho aho, araka ny haben’ny antranao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny onjan-drano tsy hanafotra ahy intsony, ny hantsana tsy hitelina ahy; ny fasana tsy hikatona amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aoka aho tsy ho safotry ny riaka na koa ho voatelin’ny hantsana na ho voahidin’ny fasana ao anatiny!
Malagasy Bible 1865
Valio aho, Jehovah ô, fa tsara ny famindram-ponao; todiho aho araka ny haben'ny fiantranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Valio aho, TOMPO ô, fa tsara ny famindramponao; todiho aho, araka ny haben’ny antranao
malagasy
Valio aho, Jehovah ô, fa tsara ny famindram-ponao; todiho aho araka ny haben'ny fiantranao.