Psalms 69:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary aza manafina ny tavanao amin’ny mpanomponao! Fa azom-pahoriana aho, koa faingàna hamaly ahy Ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valio vavaka aho, ry Iaveh, fa antra ny hatsaram-ponao, mitodiha atỳ amiko, amin’ny famindra-ponao lehibe,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, valio aho fa soa ny fitiavanao; todiho aho fa be fiantrana Ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary aza manafina ny tavanao amin'ny mpanomponao; fa azom-pahoriana aho, koa faingàna hamaly ahy Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary aza manafina ny tavanao amin’ny mpanomponao! Fa azom-pahoriana aho, koa faingàna hamaly ahy Ianao!
malagasy
Ary aza manafina ny tavanao amin'ny mpanomponao; fa azom-pahoriana aho, koa faingàna hamaly ahy Hianao.