Psalms 69:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatòny aho ka avoty! Eny, vonjeo aho noho ny ataon’ny fahavaloko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary aza manafina ny Tavanao amin’ny mpanomponao; fa azom-pahoriana aho, ka malakia mihaino ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza minia tsy hijery ahy mpanomponao; azom-pahoriana aho, ka valio faingana.
Malagasy Bible 1865
Hatony ny fanahiko, avoty izy; Eny, vonjeo aho noho ny ataon'ny fahavaloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatòny aho ka avoty! Eny, vonjeo aho noho ny ataon’ny fahavaloko!
malagasy
Hatony ny fanahiko, avoty izy; Eny, vonjeo aho noho ny ataon'ny fahavaloko.