Psalms 69:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no mahalala ny latsa mihatra amiko sy ny fahamenarako ary ny fahafaham-boninahitro; eo anatrehanao ny mpandrafy ahy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatony ny fanahiko, afaho izy; vonjeo aho noho ny fahavaloko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tongava eto akaikiko Ianao hiandraikitra ahy, ka afaho amin’ny fahavaloko aho.
Malagasy Bible 1865
Hianao no mahalala ny latsa mihatra amiko ary ny fahamenarako sy ny fahafaham-boninahitro; Eo anatrehanao ny mpandrafy ahy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no mahalala ny latsa mihatra amiko sy ny fahamenarako ary ny fahafaham-boninahitro; eo anatrehanao ny mpandrafy ahy rehetra.
malagasy
Hianao no mahalala ny latsa mihatra amiko ary ny fahamenarako sy ny fahafaham-boninahitro; Eo anatrehanao ny mpandrafy ahy rehetra.