Psalms 69:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Milentika amin’ny fotaka mandrevo aho ka tsy misy hifaharana; efa miditra amin’ny rano lalina aho ka mandifotra ahy ny riaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo aho, ry Andriamanitra, fa tafahatra amin’ny aiko ny rano!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mba vonjeo aho, fa efa mby hatenda ny rano;
Malagasy Bible 1865
Milentika amin'ny fotaka mandrevo aho, ka tsy misy hifaharana; efa miditra amin'ny rano lalina aho, ka mandifotra ahy ny riaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Milentika amin’ny fotaka mandrevo aho ka tsy misy hifaharana; efa miditra amin’ny rano lalina aho ka mandifotra ahy ny riaka.
malagasy
Milentika amin'ny fotaka mandrevo aho, ka tsy misy hifaharana; efa miditra amin'ny rano lalina aho, ka mandifotra ahy ny riaka.