Psalms 69:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny latsa dia nanorotoro ny foko ka reraka aho; niandry antra aho nefa tsy nisy, ary mpampionona nefa tsy nahita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatrao ny latsa mahazo ahy, ny fahamenarako sy fahafaham-barakako; eo anatrehanao daholo ny mpanenjika ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Latsa, henatra, fahafaham-baràka: fantatrao fa mihatra amiko avokoa ireny; tsy misy takona Anao ny mpandrafy ahy.
Malagasy Bible 1865
Ny latsa dia nanorotoro ny foko ka reraka indrindra aho; ary niandry antra aho, fa tsy nisy, sy mpanony fa tsy nahita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny latsa dia nanorotoro ny foko ka reraka aho; niandry antra aho nefa tsy nisy, ary mpampionona nefa tsy nahita.
malagasy
Ny latsa dia nanorotoro ny foko ka reraka indrindra aho; ary niandry antra aho, fa tsy nisy, sy mpanony fa tsy nahita.