Psalms 69:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa zava-mangidy no nomeny hohaniko ary vinaingitra no natolony ahy hosotroina raha nangetaheta aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Torotoron’ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy; ary mpanony, fa tsy nahita iray akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Torotoron-datsa ny foko ka reraka aho: niandry mpitsetra fa tsy nisy, nitady mpampionona fa tsy nahita.
Malagasy Bible 1865
Fa zava-mangidy no nomeny ho haniko; ary vinaingitra no natolony ahy hosotroina, raha nangetaheta aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa zava-mangidy no nomeny hohaniko ary vinaingitra no natolony ahy hosotroina raha nangetaheta aho.
malagasy
Fa zava-mangidy no nomeny ho haniko; ary vinaingitra no natolony ahy hosotroina, raha nangetaheta aho.