Psalms 69:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho tonga fandrika ho azy ny latabatra eo anoloany ary ho tonta ho azy ny fiadanam-piainany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahitra mangidy no omeny hohaniko; vinaingitra no ampisotroiny ahy mangetaheta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sakafoko nasian’ny sasany poizina; mangetaheta aho, ampisotroiny vinaingitra.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho fandrika ho azy ny latabany eo anoloany; eny, ho tonta ho an'ny tsy manana ahiahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho tonga fandrika ho azy ny latabatra eo anoloany ary ho tonta ho azy ny fiadanam-piainany!
malagasy
Aoka ho fandrika ho azy ny latabany eo anoloany; eny, ho tonta ho an'ny tsy manana ahiahy.