Psalms 69:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho jamba ny masony mba tsy hahita ary ampangozohozoy mandrakariva ny lamosiny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka kosa ny latabany ho fandrika ho azy ireo, ho tonta ao afovoan’ny fandriany fahizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fandrika ho an’ny fahavaloko anie ny sakafony ary ho tonga hahavoa azy ny sorom-pihavanana hohaniny!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho jamba ny masony mba tsy hahita; ary ampangozohozoy mandrakariva ny valahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho jamba ny masony mba tsy hahita ary ampangozohozoy mandrakariva ny lamosiny!
malagasy
Aoka ho jamba ny masony mba tsy hahita; ary ampangozohozoy mandrakariva ny valahany.