Psalms 69:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aidino aminy ny fahatezeranao ary aoka hahatratra azy ny firehetan’ny fahaviniranao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hihamaizina tsy mahita intsony ny masony; ampangozohozoy mandrakizay ny valahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hojambena anie ny masony ka tsy hahita, hanjary manjoko lalandava anie izy!
Malagasy Bible 1865
Aidino aminy ny fahatezeranao; ary aoka hahatratra azy ny firehetan'ny fahaviniranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aidino aminy ny fahatezeranao ary aoka hahatratra azy ny firehetan’ny fahaviniranao!
malagasy
Aidino aminy ny fahatezeranao; ary aoka hahatratra azy ny firehetan'ny fahaviniranao.