Psalms 69:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho foana ny tobiny; aza avela hisy hitoetra ao an-dainy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atosahy aminy ny hatezeranao; ary hihatra aminy anie ny fahaviniranao mirehitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fisafoahanao atosahy aminy; ary enga anie hahatratra azy ny firehitry ny haviniranao!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho foana ny tobiny; aza avela hisy hitoetra ao an-dainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho foana ny tobiny; aza avela hisy hitoetra ao an-dainy!
malagasy
Aoka ho foana ny tobiny; aza avela hisy hitoetra ao an-dainy.