Psalms 69:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay efa nasianao no nenjehiny ary ny fahararian’ny efa voatsindronao dia lazalazainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho foana ny fonenany, ary tsy hisy mpitoetra intsony ao an-dainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho rava ny tobiny ary tsy hisy mpitoetra ny lainy,
Malagasy Bible 1865
Fa izay nasianao no nenjehiny; Ary ny fahararian'ny voatsindronao dia lazalazainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay efa nasianao no nenjehiny ary ny fahararian’ny efa voatsindronao dia lazalazainy.
malagasy
Fa izay nasianao no nenjehiny; Ary ny fahararian'ny voatsindronao dia lazalazainy.