Psalms 69:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hiampy ny helony ary aoka tsy hiditra amin’ny fahamarinanao izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa manenjika izay kapohinao izy; mitantara ny fijalian’izay tsindroninao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ilay nokapohinao no mbola enjehiny ary ny ferin’ilay noratrainao no ampiany!
Malagasy Bible 1865
Aoka hiampy ny helony; ary aoka tsy hiditra amin'ny fahamarinanao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hiampy ny helony ary aoka tsy hiditra amin’ny fahamarinanao izy!
malagasy
Aoka hiampy ny helony; ary aoka tsy hiditra amin'ny fahamarinanao izy.