Psalms 69:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hovonoina tsy ho eo amin’ny bokin’ny velona ny anarany ary aoka izy tsy hosoratana miaraka amin’ny marina!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy miampy heloka ny helony; ary aoka tsy hanana anjara amin’ny fahamarinanao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho voatahiry an-tsoratra avokoa anie ny heloka vitan’ireo fahavaloko, ka tsy hisy hoekenao ho marina izy!
Malagasy Bible 1865
Aoka hovonoina tsy ho eo amin'ny bokin'ny velona ny anarany, ary aoka tsy hosoratana eo amin'ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hovonoina tsy ho eo amin’ny bokin’ny velona ny anarany ary aoka izy tsy hosoratana miaraka amin’ny marina!
malagasy
Aoka hovonoina tsy ho eo amin'ny bokin'ny velona ny anarany, ary aoka tsy hosoratana eo amin'ny marina.