Psalms 69:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho dia ory sy mijaly, Andriamanitra ô; aoka ny famonjenao no hanandratra ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hovonoina eo amin’ny bokin’ny fiainana izy ireo; ary tsy ho voasoratra miaraka amin’ny marina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koseho ny anarany ao amin’ilay horonamboky mirakitra ny lisitr’ireo hanana ny fiainana; aoka izy tsy ho voasoratra ho anisan’ny olo-marina!
Malagasy Bible 1865
Fa izaho dia ory sy mahantra, Andriamanitra ô; aoka ny famonjenao no hanandratra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho dia ory sy mijaly, Andriamanitra ô; aoka ny famonjenao no hanandratra ahy!
malagasy
Fa izaho dia ory sy mahantra, Andriamanitra ô; aoka ny famonjenao no hanandratra ahy.