Psalms 69:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sasatry ny mitaraina aho, maimay ny tendako; pahina ny masoko raha miandry an’Andriamanitro aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tafalentika amin’ny fotaka mandrevo aho, ka tsy misy hamaharan’ny tongotro. Tafatsoboka anaty hantsan-drano aho, ary efa difotry ny onjan-drano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Milentika amin’ny fota-mandrevo aho sady tsy mahita izay hifaharana; tonga amin’ny rano lalina aho ary efa indaosin’ny riaka.
Malagasy Bible 1865
Sasatry ny mitaraina aho, maimay ny tendako; pahina ny masoko, raha miandry an'Andriamanitro aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sasatry ny mitaraina aho, maimay ny tendako; pahina ny masoko raha miandry an’Andriamanitro aho.
malagasy
Sasatry ny mitaraina aho, maimay ny tendako; pahina ny masoko, raha miandry an'Andriamanitro aho.