Psalms 69:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hankalaza ny anaran’Andriamanitra amin’ny hira aho ary hidera Azy amin’ny fisaorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho kosa dia ory sy mijaly; hanarina ahy anie ny famonjenao, ry Andriamanitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa dia ory sy mijaly, Andriamanitra ô, ka ny famonjenao anie no hampahery ahy;
Malagasy Bible 1865
Hankalaza ny anaran'Andriamanitra amin'ny fihirana aho, ary hidera Azy amin'ny fisaorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hankalaza ny anaran’Andriamanitra amin’ny hira aho ary hidera Azy amin’ny fisaorana.
malagasy
Hankalaza ny anaran'Andriamanitra amin'ny fihirana aho, ary hidera Azy amin'ny fisaorana.