Psalms 69:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany dia ho sitraky NY TOMPO mihoatra noho ny vantotra ombilahy izay manan-tandroka sady mivaky kitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hankalaza ny Anaran’Andriamanitra amin’ny fihirana aho; hanandratra Azy amin’ny fisaorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hidera ny anaranao amin-kira aho sy hankalaza Anao amin-tsaotra.
Malagasy Bible 1865
Fa ho sitrak'i Jehovah Izany mihoatra noho ny vantotr'ombilahy, izay manan-tandroka sady mivaky kitro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany dia ho sitraky NY TOMPO mihoatra noho ny vantotra ombilahy izay manan-tandroka sady mivaky kitro.
malagasy
Fa ho sitrak'i Jehovah Izany mihoatra noho ny vantotr'ombilahy, izay manan-tandroka sady mivaky kitro.