Psalms 69:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahita izany ny mpandefitra ka ho faly; aoka ho velona ny fonareo, ry mpitady an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hankasitrahin’i Iaveh mihoatra noho ny ombalahy izany, mihoatra noho ny vantotr’ombalahy manan-tandroka sy kitro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izany, TOMPO ô, no sitrakao noho ny ombilahy na ny vantotr’omby ary tandroka sy kitro.
Malagasy Bible 1865
Hahita izany ny mpandefitra ka ho faly; aoka ho velona ny fonareo, ry mpitady an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahita izany ny mpandefitra ka ho faly; aoka ho velona ny fonareo, ry mpitady an’Andriamanitra.
malagasy
Hahita izany ny mpandefitra ka ho faly; aoka ho velona ny fonareo, ry mpitady an'Andriamanitra.