Psalms 69:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mihaino ny mahantra NY TOMPO, ary tsy mba hataony tsinontsinona ny olony mifatotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa mahita izany ny mahantra dia hifaly; ary ho velom-bolo koa ny fonareo mitady an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahita ny famonjena ahy ny ory ka ho faly. Ry mpitady an’Andriamanitra, ho ela velona anie ianareo!
Malagasy Bible 1865
Fa mihaino ny malahelo Jehovah, ary ny olony mifatotra tsy mba hamavoiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mihaino ny mahantra NY TOMPO, ary tsy mba hataony tsinontsinona ny olony mifatotra.
malagasy
Fa mihaino ny malahelo Jehovah, ary ny olony mifatotra tsy mba hamavoiny.