Psalms 69:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hidera Azy ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra mihetsika ao aminy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mihaino ny mahantra i Iaveh, ary tsy manamavo ny olony voababo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria ny mahantra henoin’ny TOMPO ary ny olony voagadra tsy mba ariany.
Malagasy Bible 1865
Aoka hidera Azy ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra mihetsika ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hidera Azy ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra mihetsika ao aminy!
malagasy
Aoka hidera Azy ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra mihetsika ao aminy.