Psalms 69:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra hamonjy an’i Ziona sady hanangana ny tanànan’i Joda ary hitoetra ao ny olony ka ho tompony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hidera Azy ny tany aman-danitra, mbamin’ny ranomasina sy izay rehetra mihetsiketsika ao anatiny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà Azy, ry tany aman-danitra mbamin’ny ranomasina sy izay velona ao.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra hamonjy an'i Ziona sady hanangana ny tanànan'ny Joda; ary hitoetra ao ny olony ka ho tompony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra hamonjy an’i Ziona* sady hanangana ny tanànan’i Joda* ary hitoetra ao ny olony ka ho tompony,
malagasy
Fa Andriamanitra hamonjy an'i Ziona sady hanangana ny tanànan'ny Joda; ary hitoetra ao ny olony ka ho tompony;Dia handova azy ny taranaky ny mpanompony; ary hitoetra ao izay tia ny anarany.