Psalms 69:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia handova azy ny taranaky ny mpanompony ary hitoetra ao izay tia ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hamonjy an’i Siôna Andriamanitra sady hanangana ny tanànan’i Jodà, dia hitoetra ao ny olona sady hitsangan-ko tompony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Andriamanitra hamonjy an’i Tsiôna sady hanangana ireo tanànan’i Joda, ka hitoetra ao ny olony sady ho tompon-toerana;
Malagasy Bible 1865
Dia handova azy ny taranaky ny mpanompony; ary hitoetra ao izay tia ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia handova azy ny taranaky ny mpanompony ary hitoetra ao izay tia ny anarany.
malagasy
Dia handova azy ny taranaky ny mpanompony; ary hitoetra ao izay tia ny anarany.