Psalms 69:37 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hahazo azy ho lovany ny taranaky ny mpanompony, ary hanana ny fonenany ao izay tia ny Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ireo taranaky ny mpanompon’Andriamanitra no ho tonga mpandova izany; ary izay tia ny anarany no hiorim-ponenana ao.