Psalms 69:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, Ianao mahalala ny hadalako ary ny heloko tsy mba miafina Aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa maro noho ny volon-dohako, ry zareo mankahala ahy tsy ahoan-tsy ahoana; mahery ry zareo mitady hahavery ahy, izay mitsangan-ko fahavaloko tsy amin’ny antony. Izay tsy nalaiko tsy maintsy averiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpankahala ahy tsy amin’antony dia maro kokoa noho ny volon-dohako; mahery ireo mitady hahafaty ahy, dia ireo mpandrafy ahy tsy an-drariny. Zavatra izay tsy nalaiko no indro asainy averiko.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra ô, Hianao mahalala ny hadalako; ary ny heloko tsy mba miafina aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, Ianao mahalala ny hadalako ary ny heloko tsy mba miafina Aminao.
malagasy
Andriamanitra ô, Hianao mahalala ny hadalako; ary ny heloko tsy mba miafina aminao.