Psalms 69:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy ho menatra noho ny amiko izay olona miandry Anao, RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao ô! Aoka tsy ho very hevitra noho ny amiko izay olona mitady Anao, ry Andriamanitry ny Israely ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, fantatrao ny hadalako; ary tsy miafina aminao ny hadisoako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, fantatrao ny hadalàko; ny hadisoako tsy mba miafina aminao.
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy ho menatra noho ny amiko izay miandry Anao, Jehovah, Tompon'ny maro ô; aoka tsy ho very hevitra noho ny amiko izay mitady Anao, ry Andriamanitry ny Isiraely ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy ho menatra noho ny amiko izay olona miandry Anao, RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao ô! Aoka tsy ho very hevitra noho ny amiko izay olona mitady Anao, ry Andriamanitry ny Israely ô.
malagasy