Psalms 69:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa noho ny Aminao no itondrako latsa; safotry ny henatra ny tavako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy ho manetra noho ny amiko, izay manantena Anao, ry Tompo, Iavehn’ny tafika! Aoka tsy hangaihay noho ny amiko, izay mitady Anao, ry Andriamanitr’i Israely!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao ô, aoka tsy ho menatra noho ny amiko ireo olona miantehitra aminao; aoka tsy hangaihay noho ny amiko ireo mitady Anao, ry Andriamanitr’i Israely!
Malagasy Bible 1865
Fa noho ny aminao no itondrako latsa; safotry ny henatra ny tavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa noho ny Aminao no itondrako latsa; safotry ny henatra ny tavako.
malagasy
Fa noho ny aminao no itondrako latsa; safotry ny henatra ny tavako.