Psalms 69:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny firehetako ny amin’ny tranonao no naha ritra aina ahy ary ny latsa nataon’izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zary vahiny eo amin’ny rahalahiko aho, ary olon-tsy fantatra eo amin’ny zanak’ineny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanjary olon-kafa sy vahiny aho ho an’ireo mpiray tampo amiko.
Malagasy Bible 1865
Fa ny firehetako ny amin'ny tranonao no naharitra aina ahy; ary ny latsa nataon'izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny firehetako ny amin’ny tranonao no naha ritra aina ahy ary ny latsa nataon’izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko.
malagasy
Fa ny firehetako ny amin'ny tranonao no naharitra aina ahy; ary ny latsa nataon'izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko.