Psalms 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ampingako dia ao amin’Andriamanitra, Mpamonjy ny mahitsy fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Farano ny ratsy ataon’ny ratsy fanahy, ary hamafiso kosa ny marina, Ianao izay mamantatra ny fo sy ny kibo, ry Andriamanitra marina ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampitsaharo ny haratsian’ireo olon-dratsy, ampioreno mafy kosa izay tia rariny; fa Andriamanitra marina Ianao no mahalala ny ao am-po tsy miloaka.
Malagasy Bible 1865
Ny ampingako dia ao amin'Andriamanitra, Mpamonjy ny mahitsy fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ampingako dia ao amin’Andriamanitra, Mpamonjy ny mahitsy fo.
malagasy
Ny ampingako dia ao amin'Andriamanitra, Mpamonjy ny mahitsy fo.