Psalms 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpitsara marina Andriamanitra, eny, Andriamanitra izay tezitra isanandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampingako dia ao amin’Andriamanitra, izay mamonjy ny olona mahitsy fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampinga miaro ahy dia Andriamanitra, ilay Mpamonjy an’ireo mahitsy fo.
Malagasy Bible 1865
Mpitsara marina Andriamanitra, eny Andriamanitra Izay tezitra isan'andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpitsara marina Andriamanitra, eny, Andriamanitra izay tezitra isanandro.
malagasy
Mpitsara marina Andriamanitra, eny Andriamanitra Izay tezitra isan'andro.