Psalms 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy ibebahana Izy dia handranitra ny sabany; efa manenjana ny tsipìkany Izy ka manomana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpitsara marina Andriamanitra; mampandre ny fandrahonany isan’andro ny Tsitoha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpitsara mitandro ny rariny Andriamanitra, ka rahonany mandrakariva ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy ibebahana Izy, dia hanasa ny sabany; efa manenjana ny tsipìkany Izy ka manamboatra azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy ibebahana Izy dia handranitra ny sabany; efa manenjana ny tsipìkany Izy ka manomana azy.
malagasy
Raha tsy ibebahana Izy, dia hanasa ny sabany; efa manenjana ny tsipìkany Izy ka manamboatra azy,[Na: iverenana]