Psalms 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no anomanany fiadiana mahafaty; ataony mirehitra ny zana-tsipìkany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tokoa fa manasa ny sabany indray Izy, manenjana ny tsipîkany, dia mikendry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha tsy miala amin’ny ratsy ireo, dia handrani-tsabatra Andriamanitra sady hanenjan-tsipîka ka hikendry hamely.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo dia kendreny amin'ny fiadiana mahafaty; ny zana-tsipìkany ataony mirehitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no anomanany fiadiana mahafaty; ataony mirehitra ny zana-tsipìkany.
malagasy
Ary ireo dia kendreny amin'ny fiadiana mahafaty; ny zana-tsipìkany ataony mirehitra.