Psalms 7:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa marary hiteraka zava-poana ireo; eny, mitondra fampahoriana ao an-kibony izy ary miteraka lainga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alefany amin’ireo ny longiny mahafaty, ataony mahamay ny zana-tsipîkany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fiadiana mahafaty no omaniny, dia zana-tsipîka mandoro.
Malagasy Bible 1865
Indro, efa marary hiteraka zava-poana ireo; eny, torontoronina fampahoriana izy ary mitera-doza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa marary hiteraka zava-poana ireo; eny, mitondra fampahoriana ao an-kibony izy ary miteraka lainga.
malagasy
Indro, efa marary hiteraka zava-poana ireo; eny, torontoronina fampahoriana izy ary mitera-doza; [Heb: lainga]